Fa fahotana ve ny fananana zom-pirenena roa, hoy i Andry Rajoelina omaly taorian’ny fanontanian’ny mpanao gazety nanao hoe : «
Manao fitsidihana eto Madagasikara mandritra ny roa andro eto Madagasikara dia anio 17 sy rahampitso 18 jolay ny Filoha lefitry ny Banky Eoropeanina momba ny fampiasam-bola na BEI Atoa Ambroise Fayolle.
In-droa voabarabara isika, hoy ny fanehoan-kevitr’ireo vaditany sy mpanao lavanty eto Madagasikara, manoloana ny
Miha mahazo vahana indray ny tsy fandriam-pahalemana amin'iny lalam-pirenena faha-34 iny amin’izao.
Efa dimy arivo mahery ny sandan’ny euro noho ny fitiavan’ny fitondrana ankehitriny manafatra fa tsy mamokatra.
Miha mangotraka ny fandetehana ara-politika ny Filoha ankehitriny Andry Rajoelina na mandeha aza ny fanadiovan-tena manara-penitra tahaka ny nataony omaly.
Betsaka ny zavatra natao, mila mitandrina isika, nolaziana ny Filoha Philbert Tsiranana, fa olon’ny Frantsay, mpamadika, nigrevena, nodorana ny Hotel de Ville,
Ankoatra ny vaky trano, halatra vy…. dia efa mandeha ihany koa amin’izao ny fandrobana mpivarotra masikita ao Toamasina ao.
Nomen’ny depiote Todisoa toromarika sy firarian-tsoa
Misaotra anao, Siteny Randrianasoloniaiko. Nambarany mantsy fa kianjan'i Mahamasina io nariana anarana hoe "kianjan'i Barea" io.
Toy ny tany tsy misy fanjakana amin’izao fotoana izao ao Mampikony ao, hoy ny filohan’ny fikambanana Hafari
Izay no maha amboara ny amboara. Raha noheverina fa ho afaka mora foana ny Fosa Juniors nanoloana ny FC
Hiditra amin’ny andiany faha 30, izany hoe feno 30 taona, ankehitriny ny fampisehoana fanaon’i Olombelo Ricky,
Kodiarandroa kely na “moto scooter” miaty sivifolo santimetatra toratelo (90 cc) ny milina manosika azy no niraikitra
Tafaverina eto Madagasikara tamin’ity herinandro ity ireo mpianatra Malagasy miisa 15 nahazo vatsim-pianarana avy amin’ny orinasa CRBC ary mianatra any Chine.