Nosokafana tamin’ny fomba ofisialy omaly tetsy amin’ny foibeny etsy Ambohimiandra ny sekoly ambony tsy miankina
Raha vao resaka fandaminana ao anatin’ny fifidianana dia mandroso izahay, ary tiana ny mampahafantatra
Nanasonia ny sata ara-pitondran-tena ho an’ny mpanao politika hoenti-miatrika ny fifidianana ny Mpandrindra nasionalin’ny HVM Atoa Rivo Rakotovao omaly tetsy amin’ny Hotely Carlton Anosy.
Na teo aza ireo endrika sakatsakana samihafa nataon'ireo tomponandraiki-panjakana isan-tokony tao amin'ny faritra Amoron'i Mania,
Mijoro aho ankehitriny, hoy ny kandida ho filoham-pirenena malagasy, Julia Mickaëlla Rasolofonoroniaina na Mishah, amin’ny maha reny ahy,
Raha manodidina ny 200 ka hatramin’ny 300 ny antoko politika eto Madagasikara dia 30 mahery amin’ireo no nanasonia ilay “charte de bonne conduite”
Anisan’ireo tazana nandritra ny lanonam-pahafantarana ny sata ara-pitondran-tenan’ny mpanao politika mialoha sy mandritra ary aorian’ny fifidianana ny kandida Marc Ravalomanana.
Isan’ireo nanasonia ny sata ara-potondran-tenan’ny antoko politika ny Sekretera Nasionalin’ny PSD sady kandida ho Filoha Siteny Randrianasoloniaiko omaly,
10 andro taorian’ny nanambaran’i Tahina Razafinjoelina tao Fianarantsoa dia manomboka mitombo isa ireo olona
Hifanakalo hevitra amin’ny firehana rehetra misy eto amin’ny firenena na azo lazaina koa hoe hitafa mivantana
Manomboka miroborobo fatratra ny fizahantany anatiny ao Mahajanga ao.
Roa volana taorian'ny fisokafany dia tafiditra tanteraka ho isan'ny toerana sy vakoka ankafizin'ny mpitsidika sy mpizahatany eto Antananarivo sy ny manodidina ny Rovan'i Madagasikara,
Lehilahy teratany Frantsay iray no voatery nosamborin’ny Polisy manao fanamiana sivily teny Antaninarenina
Zazavavy kely iray vao 13 taona monja ny Alatsinainy atoandro teo no maty tsy tra-drano nitsahin’ny fiara sprinter iray
Tena mirongatra ireo karazana fisolokiana amin’izao faramparan’ny fialan-tsasatra lehibe izao ao Mahajanga ao
Maty vokatry ny fianjeran’ny fiaramanidina manokana nitondra azy tany Tver any Rosia omaly 23 aogositra 2023 ny lehiben’ny vondrona Wagner Evegueni Pregojine,
Efa 23 sisa ireo Barea 25 notazonina farany. Izay no lalana fa tsy nisy azo natao na dia mafy ihany izany hoe
Notoloran'ny Filoha Rajoelina fitaovana sy fanamiana ireo atleta hiaro ny voninahitr'i Madagasikara,