Raha mba azo atao, hoy ny filohan’ny fivondronan’ny mpandraharaha malagasy na FIVMPAMA, Rivo Rakotondrasanjy,
Ny tonta no navadibadika mba tsy hilazana hoe ny teo ihany no teo raha ny mikasika ny kabarin’ny filoham-pirenena malagasy namarana iny taona lasa iny no resahana.
Vao miandoha ny taona 2023 dia efa delestazy tsy nifankahitana ny andron’ny omaly 01 janoary 2023. Faritra am-polony maro no niharan’ny fahatapahan-jiro mahery vaika.
Na tsy dia tsapa ho somary nihena aza ny fivezivezena dia tsapa fa marobe ihany ireo olona, fianakaviana nisafidy ny hivoaka kely omaly 1 janoary.
Niarahaba ny vahoaka malagasy noho ny fahatrarana ny taona vaovao 2023 ny filohan’ny antoko politika, Malagasy miara-miainga, Hajo Andrianainarivelo.
Na inona na inona mety hateraky ny taona 2023, tiako ho fantatrareo mpiray tanindrazana amiko dia ianareo
Ity no tena hoe ny teo aloha ihany no miverina, tadiavina zarina amin’ny kizarazara fanampiana mitsitaitaika isak’izay misy fotoana manahirana ny vahoaka,
Atsaharo ny adilahy politika. Aoka tsy hilaza lainga sy hivoy vaovao tsy marina. Raha ny kiana sy ny tsikera no nampandroso tsy tahaka izao intsony i Madagasikara.
Misongadina, tsy mintsanga-menatra, tsara toerana eo amin’ny sehatra iraisam-pirenena. Maro ireo fihaonana tamin’ny Filoham-pirenena, vondrona iraisam-pirenena,…
Nivoaka ny fonja ny faran’ny taona 2022 teo ny mpampaneno lakolosy an-tambazotran-tserasera, Mahery Lanto Manandafy na Malama,
Ny didim-pitsarana avy amin’ny fitsarana ihany no tokony hahafahana mandrava fananan’olona, hoy ny fampahatsiahivan’ny MAFAMI na ny fikambanan’ireo mpianatra eny ambaratonga ambony,
Tsy dia nisy tsena loatra ireo mpivarotra sakafo nandritra ny faran’ny herinandro nentina nanamarihana ny fetin’ny faran’ny taona sy ny taom-baovao omaly.
Nidoboka am- ponja vonjimaika ny 30 desambra 2022 lasa teo ny mpanakanto Fantatry ny rehetra amin’ny anaran-tsehatra hoe Jess Falvione, mpivazo an’ilay hira hoe « Aleo manala e »,
Nampanembona ny taona 2000 teny amin’ny Espace MG Ambohimangakely By Pass no safidin-dry Tempo gaigy sy ry 3% ny alin’ny faran’ny taona 2022 teo.
Nangina ny fetin’ny faran’ny taona tamin’ity taona 2022 ity raha oharina tamin’ny taon-dasa.
Taizaina indray isika hahalala ny fomba fara-fahakeliny ahafahana miara-miaina anatin’ilay antsoina indrindra hoe «fiaraha-monina».