airtel

tia tanindrazana gazety

Archive du 21-févr-2023


Raikitra ny sakoroka tany amin’ny toeram-ponenan’ny mpianatry ny oniversiten’I Mahajanga tao amin’ny Campus Ambondrona ny alahady teo.

Card image cap

Maha lasa saina ny mpitia fanatanjahantena sahady ny fipetrahan’ny mpanao politika, André Haja Resampa, eo amin’ny toeran’ny minisitry ny tanora sy ny fanatanjahantena vaovao izay nisolo ny teo alohany, Tinoka Roberto.

Card image cap

Namory ireo mpikambana sy nanazava ny raharaham-pirenena ny filoha nasionalin'ny antoko politika Malagasy miara-miaingana MMM, Hajo Andrianainarivelo, tany Miarinarivo ny faran'ny herinandro teo.

Card image cap

Haingon-tsehatra ny ankoatran-dRavalo sy Rajoelina, raha ny mikasika ny fifidianana filoham-pirenena no resaka, averiko ihany,

Card image cap

Raha toa ka mbola tsy hita popoka mandrak’ity ny androany ny Tale Jeneraly mpisolo toeran’ny Jirama Atoa Rivo Radanielina,

Card image cap

Tsy niditra tao amin'ny Nosy Maorisy fa ny ambinkambin’ny rivodoza Freddy no nikasika ity Nosy ity, kanefa namotika tanteraka toerana maro tao amin’io Nosikely io.

Card image cap

Miisa 200 ireo mbola tsy nahazo ny entany Mihitsoka ny volanay, sahirana izahay nefa mamelom-bady aman-janaka avokoa.

Card image cap

Efa miha mikorontana hatramin’ny alina tokony ho tamin’ny 8 ora tany ihany koa ny tambazotran-tserasera, raha ny fitarainan’ireo mpikirakira izany eto Antananarivo renivohitra.

Card image cap

Tany amin’ny 963 Km atsinanana somary avaratra atsinanan’i Mananjary no nisy ny foiben’i Freddy omaly 20 febroary tamin’ny 3 ora tolakandro.

Card image cap

Nihaona tamin’ny Praiminisitra, Lehiben’ny governemanta, Ntsay Christian ny delegasiona iray mpahay toekarena

Card image cap

Misaotra ny filohan’ny repoblika, Andry Rajoelina, sy ny praiministra lehiben’ny governemanta, Christian Ntsay, mametraka hatrany ny fahatokisany ahy,

Card image cap

Miato vonjimaika avokoa ny fampianarana any amin’ny DREN Vakinankaratra, Itasy Ary Atsinanana manomboka anio Talata 21 Febroary.

Card image cap

Tsy misy izay tsy mihorohoro ny amin’ny heriny sy ny haben’ilay rivo-doza Freddy ny rehetra izay vinavinaina hiditra an-tanety anio alina.

Card image cap

Feno 100 taona amin’io taona 2024 io ny Lisea Jules Ferry Faravohitra. Manomboka amin’ity taona ity, kosa anefa, raha ny fanazavan’ny tomponandraikitra,

Card image cap

Mirongatra ny tsy fandriampahalemana eto amintsika. Tovolahy iray no saron’ny Polisy miasa ao amin'ny CSP5 nihanika tamboho ary niditra an-keriny tao an-tokontanin’olona teny Anosy ny 18 Febroary teo,

Card image cap

Taorian’ny talenta sy fahaizana nasehony nandritry ny CHAN 2022 tany Alzeria farany teo dia mikitikitika ny vodilaharana malagasy milalao ao amin’ny Jet Kintana, Berajo Razafindrabe,

Card image cap

Ny alahady teo niakatra kianja voslohany tany Alzeria i Koloina Razafindranaivo na Rakool. Tompon-toerana avy hatrany n'y lehilahy

Card image cap

Loza iray loza telo fa dia vitan'i Johnson Rafenomanga na Rajohns no namingavinga an'i Lalao Robine Ravaonirina teo imasom-bahoaka ny alahady teo teny amin'ny kianja Alarobia.

Card image cap

Nianga nihazo an'i Lafrantsa ny alahady teo i Berajo na Razafindrabe Rajo. Voalazan’ny JET Kintana izay hilalaovany fa handeha hisedra fitsapana any amin'iny klioba maromaro ity vodilaharana tao aminy Barea CHAN ity.

Card image cap