Nitroatra indray ny mpianatry ny Politeknika eny Vontovorona vokatry ny delestazy.
Mikorontana na akorontana noho ny tombotsoa ara-politika ireo andrim-panjakana samihafa,
Tena olana politika fa tsy olanay mpiasa fotsiny no mitranga eto amin’ny firenena amin’izao fotoana izao,
Nisy ny filankevitry ny fampihavanana malagasy na CFM, hoy ny filoha lefitr’ity rafitra ity teo aloha,
Tahaka ny natao an’Atoa Herimanana Razafimahefa, nosokajiana ho marary saina ihany koa ny Filohan’ny
Mihazakazaka ny filalaovana serasera sy famafazana vaovao ahiana ho tsy mitombina mety hanakorontana sy hiteraka ady an-trano
Niaro tena hatrany ka tsy te hahalala ny lesoka misy I Andry Rajoelina tao amin’ny France 24 sy RFI omaly,
Manahy mafy manoloana ny krizy politika mialohan’ny fifidianana izay mety hiitatra lalina any amin’ny krizy ara-toekarena
Mahatalanjona ny fomba fanaovana politika, hoy ny mpanao politika, Imbeh Serge Jovial!
Loza mitatao no manoloana antsika malagasy, hoy ny Firaisamben’ny sendikan’ny mpiasa malagasy
Hiantsona ao Toamasina tsy ho ela ilay sambo famakiam-boky lehibe antsoina hoe :
Tsara tsiahivina fa ny Antemoro dia nanana ny lanjany manokana tamin’ny fanorenana fanjakana teto Madagasikara,
Ela niharetana ny zazavavy kely tsy ampy taona iray monina ao Ambodirano Ivato.
Mbola betsaka ireo tanora mandray roro eto amintsika. Ireo tanora mpianatra no tena maro an’isa indrindra izay
Manomboka miverina indray tato anatin’ny herinandro mahery izao ny fikitikitihana na fanafosafoana vehivavy
Olona kamo ny ankamaroan’ireo mpanao halabotry. Tsy te-hisasatra fa te-hitango fotsiny ihany ny fananana
Nakaton'ny fanjakana omaly hariva ary nofefeny tsy afaka mivoha (scellé) ny fiangonana Jesosy Mamonjy