Nahatsiaro nangirifiry ireo mponin’Andranonahoatra Itaosy omaly vokatry ny nafitsoky ny mpitandro ny filaminana.
tanàna niaraka tamina depiote iray teny Antsimondrano teny niombom-po nilaza fa “fahavalo”
Anaty krizy politika tanteraka isika izao, hoy ny antoko politika Teza. Azo nosorohana izany,
Manao antso amin’ilay renin’izy roa vavy kely zanako aho,
Mahery vaika ny herisetram-panjakana amin’ny alalan’ny fampiasana ireo mpitandro
Miakatra ny daozin’ny herisetra politika. Nandefasana andian-tafika omaly teny amin’ny trano fonenan’ny Filoha teo aloha Marc Ravalomanana.
Nangotraka indray ny famoretana tetsy Itaosy omaly nentina nanapariahana ireo vahoaka notarihin’ny
Nihaona tamin’ny solontenan'ny vondrona iraisam-pirenena teny amin'ny Tour Zital Ankorondrano ny vondron'ireo kandidà 11 omaly hariva.
Nosokafana tamin’ny fomba ofisialy omaly teny amin’ny Expo Forello Tanjombato ny jobily volafotsy
Mifindra etsy amin’ny Le Pavé Antaninarenina indray fa tsy Live Hotel Andavamamba,
Vehivavy iray voalaza fa handeha hiasa, no maty voahitsaky ny kamio mpitaona biriky tetsy Antandrokomby
Mihena an-toerana toy ny fen’antitra ny isan’ ireo mpianatra tonga manoratra anarana eny anivon’ny sekoly
Tena mbola manjaka ny fampiasana fonoka any ambanivohitra any.