Nirosoana ny fifidianana omaly 16 novambra 2023 na teo aza ny lesoka sy ahiahy politika maro.
Vita soa aman-tsara ny adidiko amin'ny maha-olom-pirenena ahy sy amin'ny maha Demokraty ny tenako :
Nigadona ny datin'ny 16 novambra 2023. Samy nanefa ny adidiny na ny nifidy na ny tsy nifidy arakan'ny andraikitra sahaniny avy.
Ny talata 21 novambra ho avy izao no voalaza fa daty farany nomena ireo SRMV na sampana mpanangona
Ambany dia ambany ny tahan’ny fandraisana anjara, raha ny fizotry ny fifidianana omaly,
Efa lasa marina ny zavatra taloha. Avy mpandraharaha nosokajiana fa namiratra, lany ho ben'ny tanàna (2007),
Isan’ireo mpanara-maso ny fifidianana matanjaka ny SAFIDY, izay nanetsika olona hatrany amin’ny 5000
Antananarivo renivohitra, Ivato, Ambohidratrimo, Mahitsy hatrany Ankazobe, Anosizato,
Tonga teny amin’ny tribonalin’Anosy ny 15 novambra 2023 ny kandida ho filoham-pirenena, Roland Ratsiraka,
Nitrangana vono olona feno habibiana indray tany Ifotaka, distrikan’Amboasary Atsimo ny 15 Novambra lasa teo.
Betsaka ireo olona tsy salama sy mpiteraka nisedra olana ny alin’ny 15 Novambra teo raha nivoaka ny trano vokatry
Samy manana ny fomba hahafatesany tokoa ny olona tsirairay.
Rehefa misy mahazo ireo olony, dia maintsy zarainy amin’ireo Raiamandreny sy havany ao anatin’ny Sud Est,
Ela ny ela fa tratra ihany ireo mpangalatra jiro COBRA eny amin’iny faritra Antsofinondry,
Asa aloha na hatraiza ny fahamarinan'ny tombatombana ataon'ny Sofascore
Mbola niverina ny « doublon » sy « triplon » raha ny fanamarihana momba ny kara-pifidianana.
Tsy rototra firy tamin’ny fifidianana ny ankamaroan’ny vahoakan’Antananarivo ho an’ny omaly.
Tafaverina an-tanindrazana androany rehefa avy niatrika fandidiana maso sy fitsaboana tatsy amin'ny nosy Maorisy ,