Notokanana tetsy amin’ny Galaxy Andraharo ny faran’ny herinandro teo ny atao hoe Pop MVola. Izy io, raha ny fanazavana,
Tsy niandry ela, fa nisokatra avy hatrany ny famotorana mikasika ilay raharaha fitsaram-bahoaka nahatsiravina tany Lalazana Fianarantsoa ny alin’ny sabotsy 27 may lasa teo.
Nanamafy fa mitazona ny teniny sy ny fanapahan-keviny hitarika vahoaka hidina an-dalambe etsy Analakely anio 31 mey amin’ny 10 ora maraina Rtoa Doris Rakoto Samuel vadin’i Mahery Lanto Manandafy.
Anatin’ny fanomanana ny fifidianana filoham-pirenena manaraka, hoy ny antoko politika Ny Fireneko omaly. Anatin’ny tanjona ho fiazonana ny firaisam-pirenena,
Notaterin’ny fampahalalam-baovao vahiny Africa Intelligence omaly 30 mey 2023 fa hisy ny fihaonan’ny Filoha Malagasy Andry Rajoelina
Velarantany manana ny toerany ny lemaky i Mangoky raha sopitra fambolem-bary eto Madagasikara no resahana, hoy ny fampitam-baovao voaray.
Zazalahy kely 2 taona namoy ny ainy, telo hafa naratra mafy
Tsy mitsaha-mitontongana ny tahan’ny fanaovam-baksiny eto amintsika, indrindra fa ho an’ireo zaza latsaky ny 5
Tranga anisan’ny tena mbola mahabe resaka eny anivon’ny fiaraha-monina indrindra rehefa miditra amin’ny vanim-potoanan’ny ririnina tahaka
25 taona ny nitoriana ny filazantsara tamin’ity taona 2023 ity i Pastera Heritiana Randriarimalala, filoha mpanorina ny trano fivavahana Vahao ny oloko raha feno 50 taona ihany koa ny tenany.
Roanjato sy arivo taona tany ho any no naiditra teto ny omby. Ny fandinihina ny zavamaniry sy ny fahasimban’ny ala no namantaran’ny arkeôlôgy izany.
Nidina tampoka teny amin'ny lalam-pirenena fahafito ny zandary avy ao amin'ny borigadin’Andoharanofotsy nanao
Efa voafaritry ny lalàna ny fifidianana fa tsy zavatra foronina na zavatra vao volena fa tanterahina fotsiny araka ny fahavitan’ny fe-potoana faharetana itondran’izay lany tamin’ny fifidianana farany,
Anatin’ny FIFA sy CAF ny federasionina malagasin’ny baolina kitra na FMF, hoy ny mpikamban’ny komity mpanatanteraka na CE mamarana fe-potoam-piasana, Alfred Andriamanampisoa.
Taorian’ny fivoriambe ara-potoanan’ny federasionina tao Mantasoa farany teo, hoy ny fampitam-baovaon’ny
Velom-bolo indray ny handball taorianan'iny fandresena miezinezina teo amin'ny Cadettes sy juniors vehivavy iny.