airtel

tia tanindrazana gazety

Archive du 04-juil-2023

Notanterahina teny amin’ny CCI Ivato omaly 03 jolay ny Fivoriamben'ny Tahirimbolam-panjakana, ivon'ny fankalazana ny faha-60 taona nijoroan'ny Tahirimbolam-panjakana Malagasy.

Card image cap

Namoaka fanambarana ny FIZAFAFI (Fikambanan'ny Zanaky ny Faritanin'i Fianarantsoa) manoloana ny zavatra miseho,

Card image cap

Raha ny kabary sy resaka nisy rehetra tetyo aloha dia tena hoe mafy ilay Malagasy. Asa aa ;;;metymisy

Card image cap

Nivoaka ny didy fa an'ny Katolika ny trano misy ny EPP Ilanivato etsy amin'ny Boriborintany faha-4 eto Antananarivo.

Card image cap

Sakoroka tany Taolagnaro 8 naratra, 2 kamiao nosamborina,.. Tsy mety milamina ny toe-draharaha ao Taolagnaro nanomboka ny 26 jona lasa teo,

Card image cap

Metimety amin’ny Filoha amin’izao ny tsy mirotsaka intsony»

Card image cap

Higadona eto Madagasikara ihany ny Minisitry ny raharaham-bahiny Frantsay Rtoa Catherine Colonna raha tsy misy ny fiovana.

Card image cap

Tsy matanjaka fahatany fa tena nanorina firenena…

Card image cap

Amin'ny anaran'ny vahoaka Malagasy iraimanontolo no isaorako an-dramatoa Marie-Chantal Uwanyiligira,

Card image cap

Nomarihina ary naseho ho an'ny rehetra tetsy amin'ny AFT Andavamamba, omaly ny faha 10 taonan'ny fandaharana Kolots'Art ao amin'ny fahitalavitra rahavavy Kolo TV.

Card image cap

Tsy haharitra ela fa ezahina hivaly ao anatin’ny tapa-bolana ny fanadinam-panjakana BEPC mba hahafahan’ireo

Card image cap

Anisan'ny fiarovana ny fahasalamam-bahoaka ny vahoaka ny ady amin’ny fiparitahan'ny mikraoba. Maro ny

Card image cap

Miezaka manatona ny vahoaka ny Alliance Française mba hahaizan’ny rehetra mampiasa ny teny frantsay.

Card image cap

Nitrangana vaky fasana indray tao Ankamory antsinanan’ Antanety, fokontany Ambohipiainana, kaominina Ambohimasina,

Card image cap

Jiolahy iray no lavon'ny balan'ny polisy, roa kosa no azo sambo-belona tamin'ny fangalaran'omby sy famonoan'olona nitranga tao Ihosy.

Card image cap

LaFrantsa moa indraindray, noho ny «fiaraha-monina» nandritra ny enimpolo taona (1896-1960), dia ohatran’ny hoe mifanao trano atsimo sy avaratra amintsika izany.

Card image cap

Namoaka fanambarana ny Holafitry ny mpanao gazety eto Madagasikara na ny OJM omaly, ka nilaza fa manameloka

Card image cap

Feno mpiadina hiatrika ny fanadinam-panjakana BEPC tsy afaka nody atoandro tetsy Ampefiloha akaikin'ny Minisiteran'ny filaminam-bahoaka omaly.

Card image cap

Ho tontosaina etsy amin'ny Kianja Barea ny alahady izao ny famaranana ny Orange Pro League izay hifandonan'ny Fosa Juniors sy ny AS Fanalamanga.

Card image cap

Ny alakamisy 6 jolay izao no hihaonan’ny tarika Rabejean Miarinarivo indray amin’ireo mpankafy azy eto Antananarivo,

Card image cap

Hiaka-tsehatra etsy amin’ny Ethnika, ao anatin’ny Urbania Analakely ireo mpanakanto malagasy kambana mirahalahy JS Twins.

Card image cap