Etsy Antsahamanitra no fotoana amin’ity anio ity miaraka amin’ny Hetsiky ny mpitondra fivavahana na HMF,
Nanao ampamoaka mikasika ny toe-draharaham-pirenena ankehitriny tetsy amin’ny Colbert Antaninarenina
Noho ny antony ara-politika, mitohy hatrany ny antsonjay ataon’ny mpitondra fanjakana
Ity no fifidianana be lesoka sy fitakiana indrindra, ary ahiana hiteraka fipoahana goavana eto amin’ny firenena,
Mampaneno lakolosy ny tambajotran’ny firaisamonim-pirenena maherin’ny 40 eo anatrehan’ny toe-draharaham-pirenena
Mpanao politika an-jatony no nihaona tamin’ny Firaisankinan’ny kandida omaly tetsy amin’ny Restaurant Le Pavé Antaninarenina.
Manamafy ny hirosoana amin’ny fampikatsoana ny fampiodinana ny asa sy raharaham-panjakana ny
Mbola mitohy ny fianahan’ireo aretina noresahako farany dia ny Diabeta sy VIH,
Tontosa ny alahady 22 oktobra 2023 teo ny hetsika “Isan-taonan’ny Toby”
Ny zoma 27 oktobra izao, etsy amin’ny minisiteran’ny raharaham-bahiny etsy Anosy,
Vehivavy iray mipetraka eny Antohibe Ambohidratrimo, vao 23 taona monja, manam-bady, manan-janaka vavikely
Ny 30%-n’ny Malagasy sisa raha betsaka no mihinana sakafo in-telo isan’andro amin’izao.
Raha ny fiakaran’ny rano nanerana ny faritra maro no nampitaraina antsika teto an-drenivohitra afak’omaly
Tsy nijanona afak’omaly ihany fa mbola nitohy hatramin’ny omaly Talata ny fahatapahan’ny jiro sy rano nanerana
Ny Fomba Gasy tiana hambara eto dia ireo nitaizana antsika efa ho taranaka maro nifandimby.
Hifarana amin’ity herinandro ity sahady ny roa volana voalohany nisantaran’ny
Ela ny ela fa lavon’ny balan’ny mpitandro ny filaminana ihany i Lebeba,
Ny boriborintany voalohany, kaominina Antananarivo renivohitra no anisan’ny faritra mijaly indrindra
Taorian'ny teny amin'ny Club du CAR izay nahavory ankizy mihoatra ny zato dia tany
Niantona tanteraka ny asa fanamboarana ny hopitaly CSB ao amin’ny Fokontany Ampanataovana,