Rehefa mifanarana tahaka izao ny taona, ahafahana mandrefy sy manao tomban’ezaka amin’ny asa vita.
Efa tafakatra 30 isa hatreto ireo olona namoy ny ainy vokatry ny haintany sy ny tsy fihinanan-kanina any amin’ny faritra Atsimo raha araka ny vaovao azo.
Fifidianana Filoham-pirenena no isan’ny ao an-tsain’ny rehetra ho an’ny lafiny politika vao mipaika ny taona 2023. Na mbola tsy milamina aza ny antoka eo anatrehan’ny fikarakarana fifidianana: vola hanatanterahana azy,
Namoaka tatitra ny Minisiteran’ny fampiroboroboana ny indostria sy ny varotra ny varotra ary ny fanjifana omaly,
Kely ny herijika hahalany indray ny Fitondrana Rajoelina, raha ny vokatra nentiny tao anatin’izay 4 taona izay, ary tsy hisy fahagagana be azo antenaina izany intsony ato anatin’ny 8 volana farany,
Lehilahy miisa efatra no voasambotry ny Polisy avy ao amin’ny kaomisaria foibe ao Tsaralalana alin’ny 24 desambra
Nisy omaly ny fanambarana nataon’ny Fiadidian’ny tanànan’Antananarivo tarihin’ny ben’ny tanàna Naina Andriantsitohaina, fa amin'izao akatoky ny asaramanitra izao,
Nankatoavin’ny Banky Iraisam-pirenena ny 21 desambra lasa teo ny tohana mitentina 250 tapitrisa dolara mandritra ny 4 taona, mba hanampiana ireo tokantrano tena sahirana sy mahantra fadiranovana eto Madagasikara.
Mangataka fiaraha-miasa amin’ireo mpitondra izay afaka mba hiantso ireo manam-pahefana akaiky indrindra, hoy ny zanaka tantsaha iray ao Amparafaravola, fa ny vary izay nambolen’i Rakotondrazaka papako niteraka ahy dia
Nodimandry, hoy ny fampitam-baovao voaray teo anivon’ny minisiteran’ny serasera sy ny kolontsaina omaly, i Razafimaharo Marc Rivoson.
Notontosaina teny amin’ny École le P’tit Pré Andoharanofotsy miaraka amin’ny mpianatra miisa 200 teo ny faran’ny herinandro iny ny “Peace Camp” na lasin’ny fandriampahalemana ho famaranana ny taom-pianarana.
Ilana fitandremana be ny mitondra moto na kodiaran-droa amin’izao. Ankoatra ny orana kely madinika mampalama ny lalana mantsy dia mampisosa ny moto ihany koa ny menaka miraraka eny amin’ny arabe,
Lasa resabe, ary tsy nahafaly ireo mpijery sasany tao Toliara ny fampisehoana tokony ho nataon’I Black Nadia tao amin'ny Hôtely Etoiles de mer tao Toliara.
Mbola ao anatin’ny vanim-potoanan’ny fety tanteraka isika. Mbola vonona ny hiatrika izany hatrany ny Tranombarotra « Baolai » etsy Soarano sy Analakely ary ao amin’ny Bazaribe Toamasina,
Lehilahy miisa roa no voasambotry ny Polisy avy ao amin’ny Commisariat Central Tsaralalana ny zoma 23 desambra 2022 teny Analakely sy tany Soavimasoandro noho ny resaka halatra Moto.
Ny tolakandron’ny krismasy 25 desambra teo no nisehoan’ity tranga tsy dia fahita firy ity tao Sambava raha ny fitantarana avy any an-toerana.
Miisa 54 isa ireo olona voatery nosamborina teto an-drenivohitra ny alin’ny 24 nifoha 25 desambra noho ny asa ratsy maro isan-karazany.
Tsy maintsy misy foana isan-taona rehefa fety toy izao ireo tratry ny fanapoizinana ara-tsakafo na dia efa betsaka aza
Etsy amin’ny Karaoke Mia 67ha no fotoana miaraka amin’i Samoela ao anatin’ny fampahafantarana ilay rakikirany farany mitondra ny lohateny hoe “Bandy rangahy”.
Hamarana ny taona etsy amin’ny Hotely Pietra Tana Analakely I Silo sy DJ Rod Eagle ny alin’ny 31 desambra izao ary eny an-toerana ihany koa, araka izany,