Tetsy amin’ny CGM Analakely no nanamarihana ny andro iraisampirenena amin’ny ady amin’ny soritr’aretina ateraky
ho nibahana ny matoam-baovao maro amin’ny ankapobeny ny fanahiana, sanatria, fifandonan’ny samy mpiray tanindrazana.
Nanao hetsika teo amin’ny Place de la République ao Paris Frantsa ireo Diaspora Malagasy any Eoropa ny sabotsy 9 septambra 2023.
Nampita hafatra ho an’ireo kandida ho filoham-pirenena ny antoko politika Otrikafo ny sabotsy teo.
Namoaka ny lisitra ofisialin’ireo nekena ho nahafeno ara-dalàna ny antotan-taratasim-pilatsahan-kofidiany ka ho
Notendrena ho loholon'i Madagasikara amin'ny anaran'ny Filohan’ny repoblika ny Jeneraly efa misotro ronono Ravalomanana,
Iray amin’ireo 13 nankatoavin’ny HCC ny firotsahan-kofidian’ny kandida Tahina Razafinjoelina narotsaky ny vovonana Tia Tanindrazana.
Nivoaka ny lisitr’ireo kandida ofisialy amin’ny fifidianana filoham-pirenena. Mbola betsaka kosa ny adihevitra politika,
Tao Mahajanga indray ny faran’ny herinandro teo no nifamotoana tamin’ireo mpanohana azy anatin’ny Vovonana
Tsy miverina ny sary tamin’ny 2018 taorian’ny fametraham-pialan’ny Filoham-pirenena tamin’izany fotoana,
Tena mafy ny mahazo ireo Ray aman-dReny amin’ny fiatrehana ny fidiran’ny mpianatra izay efa nanomboka tamin’ny Alatsinainy teo.
Nitsangana ny rantsan’ny vovonana Firaisankinan’ny Tia Tanindrazana na FTT ao amin’ny Distrikan’I Faratsiho.
Manohy ny fitetezam-paritra mihaona sy mifampizara ny vinan'ny Arema, Rtoa Annick Ratsiraka, Sekretera
Tsy vitsy raha ny fanakianana azon’ny fitondran-dRajaonarimampianina, fony izy Filohan’ny Repoblika.
Mety hidirana any am-ponja mihitsy ny fanaovana fihetsika tsy voatandrina eny anivon’ny fiaraha-monina.
Manomboka mamokatra fa tsy ho haingon-tanàna fotsiny ny milina fanodinana voatabia ao Ambalabako
Nanolotra omby, ondry, ary vola indray ny Depiote Todisoa
Tapitra omaly ny fifaninanana Rallye tamin'ity taom-pilalaovana ity.
Moto iray marika kymco gp (lazaina ho 49CC) nanao taingin-droa izay samy tsy nanao aroloha no fantatra fa niharan-doza