moa ny hoe «Ho an’ny tanindrazana». Filamatra izay mampametra-panontaniana ny mpiray
Efa manodidina ny 6 taona teo no nitsanganan’ilay rafi-pitsarana ambony na HCJ hitsara
Voafidy ho filoha i Ralitera Andriamparany Guy avy amin'ny vovonana IRMAR nahazo vato 28
Resaky ny moana sy marenina hatreto ny fahitàna ny fitantanana ny firenena.
Tsy manan-tsaina ny hanongana ny Fanjakana izany izahay, ary ianareo ihany koa tsy
Heverina fa hangotraka izany manomboka eto ny fifandanjan-kery ao amin’ny fiadidiana
Nanasonia fanambarana iombonana mba tsy hampiasana mialoha fitaovam-piadiana eny
Miha mafy ny olan’ny rano sy herinaratra teto Antananarivo sy ny manodidina tato ho ato,
hoy ny mpanabe Kristianina, Landy Raharison, raha ny ara-tsoratra masina ao amin'ny
Velon-taraina ankehitriny ireo mpanjifa fa mitady ho lasa fomba amam-panaon’ireo mpivarotra
Miaiky amin’ny tsy fandriampahalemana eto Antananarivo renivohitra amin’izao fotoana
Olona 19 no indray nidoboka am-ponja tamin’ny raharaha trafikana sokatra,
1 miliara Ar mahery isam-bolana ny vola tsy maintsy tadiavian’ny SMA na ny Societe Municipale d’Assainissement
Fototry ny adin’ny mpivady ao an-tokantrano amin’izao ny resa-bola.
Efa ho iray volana izao no tsy nahazo rano fisotro madio intsony ireo mponina ao amin’ny Fokontany Mausolee,
Nitrangana lozam-pifamoivoizana namoizana ain’olona tany Ankazomiriotra afak’omaly