Andao harenina ity fitsarana ity. Sahia miteny isan’andro amin’ny havanareo: fahotana ny kolikoly .
ankehitriny no antenaina hitondra fiovana sy fanovana ary fandrosoana ho an’ity firenena ity.
Raikitra indray ny fanamboarana serasera sy fanehoana fa tena akaikin’ny vahoakan’ny Fitondrana Rajoelina.
Haka fahefàna sy hitondra firenena no tanjon’ny antoko politika, hoy ny antoko politika Fanare.
Tsy voaharo ny harem-pirenena eto, hoy ny mpahaiolona ara-kolontsaina sady
Toy izao ny fomba nialan’i Kolonely Patrick Rakotomamonjy tao amin’ny Toby tamin’ny
Hanao filankevitry ny Minisitra mitety faritra indray ny Fanjakana Rajoelina amin’ity anio alarobia 13 mey 2025 ity,
Nihena 11,9 % ny fanondranana nataon'i Madagasikara tamin’ny telovolana voalohany
Taorian’ny KFC izany dia hoavy eto Madagasikara koa ny Mc Donald’s na Mc Do,
Olona10 isan’andro no mamoy ny ainy vokatry ny lozam-pifamoivoizana eto amintsika.
Asa inona no omenareo ny vezo manontolo hatramin’ny zanak’i Toliara any
Tontosa soa aman-tsara ny "Tournoi inter-écoles de foot" ho an'ny sokajy U14 nokarakarain’ny AJESAIA
Mbola tsy nisy tranga nampalahelo sy nampivarahontsana tahaka ny namonoana
Ny kojakojan-dakozia sy ny fandriana no tena be mpividy indrindra amin’izao ho an’ireo
Sesilany ny lozam-pifamoivoizana mahatsiravina namoizana ain’olona.
Nivory faninefany omaly alahady hatramin’ny niorenany ny 26 aprily teo, tetsy Ampefiloha,
Mbola tsy misitraka ny zony ny ankamaroan’ireo zazavavy any amin’ny Faritra.
Lasa ambohim-pihaonan’ireo mpianatra hiatrika ny fanadinam-panjakana BEPC ny ao Isahafa kaominina Anosy Avaratra