Tompondaka amina zavatra mampalahelo ary mampalaza ratsy azy i Madagasikara,
politika sy ny herin’ny vola ny fahamarinana, ny lalàna, eny hatramin’ny aina aza.
Nilaza fa tsy maintsy hamaly ny fanakianana mahazo ny HCC
Mitohy ny tolona ary tsy maintsy averina tany tan-dalàna i Madagasikara,
Nanamarika ny 5 taona nitondran-dRajoelina farany teo ny fanagadrana mpanao politika sy mpandraharaha.
Vaky vava ny Profesora Jonah Ratsimbazafy manoloana ny zava-misy , ka hoy indrindra ny fanehoan-keviny omaly :
rehetra, tsy manaja ny zon’olombelona »
Mandalo kihon-dalana sarotra ny firenena ankehitriny manoloana ny fanaovana amboletra ny fififidianana
Tao anatin’ny tatitry ny fivoriambe nataony ny 17 novambra lasa teo no nanambaran’ny SECES Sampana
Mitombo isa hatrany ireo Malagasy mamoy ny ainy tsy fidiny vokatry ny tsy fisiana sy ny fahasahiranana.
Nivahiny tao anatin’ny fandaharana Angaredona manokana ny Filohan’ny Antenimieram-pirenena Rtoa Christine
Ambohimangakely, Andranomanalina, Mahajanga,… no isan’ny nahitana fitangoron’olona teny
Zaza menavava manodidina ny 1 na 2 volana eo ho eo no hita faty nisy nanary teny Androndrakely,
Jiolahy mpanao fanafihana miisa telo no indray lavon'ny balan'ny Polisy
Lozam-pifamoivoizana miisa 2 no indray nitranga tany amin’ny distrikan’i Toliara II ny faran’ny herinandro teo.
Lavon’ny balan’ny mpitandro ny filaminana omaly i MAMY Tiana Landry Jacques na Landry, iray amin’ireo
Mafy iny baolina maty tanaty segondra farany iny ! Na izany aza tsy nitsanga-menatra ny Barea
Nandraoka medaly miisa 28 ny Malagasy ny sabotsy teo nandritra ny fifaninana kaontinaly aty Afrika na