Mametraka fitsipika mikasika ny fampiasana ny "drones" amin'ny alalan'ny antsoina hoe RAM 10000 (Règlement Aéronautique de Madagascar 10000) ny ACM (Aviation Civile de Madagascar).
Azo lazaina ho tsy tongatonga ho azy ireny kabarin’ny Filohan’ny Antenimierampirenena ireny, na eo amin’ny vanim-potoana isehoany,
Nalaza vao andro vitsivitsy izay ny fifohazan’ny raharaha Manantena Hajanirina Dinah na Haja,
Raha mahay tantara sy mandinika tsara i Andry Rajoelina sy ny ekipany dia tokony mahatakatra
Efa tena ao anatin’ny fahasahiranana tanteraka ny olona maro eto Madagaskara amin’izao fotoana,
Zava-doza no nitranga tao amin'ny fokontany Maromitety ,
Namoaka fampitam-baovao maneho ny fisorohana ny mety ho fiparitahan’ny
Patrick Randriarimanana no kandida atolotry ny Kôlekitifa an'ny malagasy
Lasa maha faly sahirana amin’ny delestazy ny rotsak’oram-pahavaratra ankehitriny
Nilaharana ny fividianana solika teny amin'ny toby fitsinjarana solika any Toamasina nanomboka ny takarivan’ny zoma teo.
Nisehoana asa fampihorohoroana goavana tany Moscou renivohitra Rosianina ny zoma lasa teo.
Nankatoavina tao anatin’ny filankevitry ny minisitra ny alarobia 20 martsa lasa teo ny hampiakarana 10% karama farany ambany eto Madagasikara.
Niroso tamin'ny Fivoriam-be voalohany ny Mpikambana ao amin’ny Filan-Kevitra Ambony ho
Nampahafantarina omaly ny fijoroan’ny rafitra na «fondation» Mohamed VI Des Oulema Africains eto Madagasikara, etsy Talatamaty.
Navoaka tamin’ny fomba ofisialy ny faran’ny herinandro teo ny andiany Finaritra,
Natolotra tamin'ny fomba ofisialy omaly alakamisy 21 marsa 2024 tetsy Nanisana
Tsy miova ny paikady hapetraky ny Antoko Fanorolahy tarihin’ny filoha nasionaliny Randrianary Jose
Nivory ny Ben'ny tanana’Alasota Randriantsoa Jimmy sy ireo sefom-pokontany
Misy antony matoa voararan'ny lalàna ny fitsaram-bahoaka,
Nalaza toy ny mahazatra indray ny vehivavy Malagasy misehatra eo amin'ny 100 m misy fefy.
Lehilahy iray 33 indray no tratra nanoloana zazavavy vao 12 tao Fitroafana
Mitohy ny hetsika ataon'ny Polisy amin'ny fiarovana ny zaza tsy ampy taona ka
Anio moa izany ny lalao fanomanan-tena faharoa ho tontosain’ny ekipam-pirenena malagasin’ny
Elaela tsy niseho an-tsehatra ny mpanakanto “Fabien”